Litera B
Bibifaly: (Tsm.) a: Karazana bibilava roa soratra, ny tapany aloha maintimaintY ary ny tapant' aoriana vonivony.…tohiny
Bibikely: a.: Teny ilazana ireo biby madinika ankapobeny izay mizara telo ny vatany: ny lohany, ny tratrany ary…tohiny
Bibilava: a.: Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin'ny kibony no fifindrany toerana.…tohiny
Bibimora: a.: Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny…tohiny
Biby: a: Anarana ilazana ny zavamananaina tsY manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny…tohiny
Bidà: a.: Trosa tsy misy antoka. * Manco bidd: moka zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa atao trosa.…tohiny
Bidibidina: (bidibidy) mt. ih.: Sainina, irina. * Tsy azo bidibidina: tsy azo sainina sy irina. / tsy azo naikanaikaina,…tohiny
Bie: (fr. billet) a: Tapakila vidin'ny saran-dalana amin'ny fiara na ny saran-toerana amin'ny lanonana misy…tohiny
Bifona: a.: Fialana, fitsipahana handositra. - t.i.f.: Tafabifona / mibifona, fibifona, mpibifona / ibifonana,…tohiny