Litera B
Beravina: a.: Enti-milaza karazan-javamaniry anankiroa, izay ny iray mamoa mitandahatra misy fofony (Cretalaria…tohiny
Beriberia: (fr. béribéri) a: Aretina mahatonga reraka sy malemy ary manirano eo amin'ny ranjo, vokatry ny tsy fisian'ny…tohiny
Beririnina: a.: Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan'ny tazo,…tohiny
Beritelo: (fr. bretelle) a.: Zavatra toy ny tady vita amin'ny lamba na amin'ny hoditra, fitanana ny pataloa na…tohiny
Beroberobazaha: a.: Jer. Anambaraka.
tohiny
Beroberoka: a: Anaran-javamaniry toy ny anana fanome ny bitro na ny kisoa. (Marina): Lactuca indica. L. (Composées).…tohiny
Beroka: a: Teny tsy mazava, tsy fantatra fa miboredika toa mitabataba fotsiny. - t.i.f.: Berohina I miberoka,…tohiny
Besisika: a.: Karazan-trondrondranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoi, des). Ny ahafantarana azy dia…tohiny
Beso: a.: Amin'ny hiia misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy…tohiny
Betaimparasy: p, t.: Teny entina ilazana lamba na akondro na hodi-tava koa aza, izay misy pentimpentina maintY.
tohiny
Betaly: a.: Rojo misy masombolafotsy sy vakana fitondran'ny manamboninahitra sy ny lehibe mianjaika, indrindra…tohiny