Litera B
Bemandomba: p, a.: Be handrina be, manana handrina toa mandondona, mandroso mitatao eo amboy maso.
tohiny
Bemihimpy: (t.tr.) a: Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy.
tohiny
Bemihisatra: Jer. Ambaniandro.
tohiny
Bemiray: a.: Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray:…tohiny
Bengelahimena: (Ski) a.: Anaran-kazandrano menamena.
tohiny
Benitra: (fr. bai'onnette) a.: I-lay lohan'ny basy izay misy toy ny sabatra maranitra. ? F.-p.: Tsatsi-benitra:…tohiny