Litera B
Bedena: Bedesina (bedy) mt. ih. (bedeo, bedeso): Tenenina maherihery, tezerana: Nobeden-drainy, nobedesin-drainy…tohiny
Bedibedena: Bedibedesina (bedibedy) mt. th. (bedibedeo, bedibedeso): Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy…tohiny
Bedika: a.: Fimonomononana lava, teniteny foana. - t.i.f.: Mibedika, fibedika, mpibedika / ibedehana, fibedehana.…tohiny
Bedy: bedibedy a: Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin'it? marary eto anilako ity. • Fimenomenonana miverimberina,…tohiny
Befelatanana: a.: Karazan-javamaniry be ravina (Medemia nobilia Callerand-Palmiers).
tohiny
Behambehana: (behana), t.v.r: Mitovy amin'ny Behana.
tohiny
Behana: a.: Fisehoana ho lehibe rehefa mijoro na rehefa mandeha. ? Fihetsika toa tsy mamela ny hafa handeha…tohiny
Behatoka: a.: Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin'ny andron'i Louis XIII sy Char-les X, izay nampiasaina koa…tohiny
Beholafiny: a.: Anaran'ny antoko-miaramila nisy vatandehilahy arivo tamin'ny tafika fahiny. / Mpitana beholafiny:…tohiny
Bekotromaroholatra: a.: Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra.
tohiny
Belaka: p. t.: Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io. • Misokatra tsara, baribary…tohiny
Belakarivo: (Ski) a: Karazan-javamaniry (Mirabilis Jalapa L, Hyctaginacées).
tohiny