Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Barota: a.: Vanja fampiasa amin'ny tafondro na amin'ny fampikoavana tany na man-da; vanja alevina. tohiny
Bary: Baribary p.t.: Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Bary maso, baribary maso.…tohiny
Basasaka: Jer. Bosasaka. tohiny
Basesa: (Tsm) a.: Karazan-dihy sy hira mampiavaka ny foko betsimisaraka . tohiny
Basibasy: a.: Kilalao misarimbasy. tohiny
Basila: (fr, bacille) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin'ny…tohiny
Basirano: a: Karazam-pitaovana ampiasain'ny dokotera hanadiovana amin'ny rano ny ao anatin'ny tena: na ny tsinay…tohiny
Basivava: p. t.: Enti-milaza: Olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava…tohiny
Baskety: (fr. basket-ball) a.: Lalao fanatanjahantena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan'izy roa…tohiny
Basy: a.: Fiadiana ampiasaina hitifirana amin'ny bals asesiky ny vanja. (Ny tenan'ny basy dia hazo, fa vy…tohiny
Basy: t. p.: Aoka izay! mangina! tohiny
Bata: ft.: Enti-milaza fanaingana zavatra amin'ny tanana. 4 t.i.f.: Bataina, abata, voabata, nobinata J mambata,…tohiny
Bataina: (bata) mt. ih. (batao): Aingaina amin'ny tanana: Tsy zaka bataina io vata io. tohiny
Batanina: a.: Mitovy amin'ny Batàna. tohiny
Batata: (fit.-p.) a.: Vomanga. tohiny
Batavia: a.: Karazan'akondro bozenizeny fa be voa. tohiny
Batemy: (fr. baptême) a: (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan'ny olona ara-panahy amin'ny fidirana ho isan'ny kristianina…tohiny
Baténa: a.: Hazo andraiketana ny tolana amin'ny varavarana. ¶ M. h.: Batanina. tohiny
Batera: (fr. tabatière) a: Anaran'ny tongobolo fitoeran'ny paraky kisoka. tohiny
Bateria: (fr. batterie) a.: Manda mafy. 1 Rarivato na fototra amin'ny fanorenan-trano na tamboho avo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01