Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Boafa: (t.tr,) p. t.: Goay, makadiry. tohiny
Boaiza: a: Sarivazo kely maitso. tohiny
Boalaboala: ft.: Enti-milaza ny toetran'ny hazo mifanety, mifanizina. - t.i.f.: Miboalaboala, fiboalaboala. tohiny
Boana: ft.: Enti-milaza fivoahan-javatra, toy ny varavarana, amim-peo mafy; figoana; fidridro na fidridroka.…tohiny
Boanana: (boana) mt. ih. (boa-no): Vohana mafy ka mikotrokotroka sy mirefotra: Aza boanana ny varavarana fa mahasosotra.…tohiny
Boaty: (fr. boîte) a.: Vata kelY vita amin'ny hazo na baoritra na metaly: Boatin-dronono. tohiny
Boba: p. t.: Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany: Varo-boba it? ny eto an-tsena fa hariva ny andro…tohiny
Bobaina: (boba) mt. ih. (bobay): Vidin mora dia mors: Nobobaiko ireto voankazo ireto. tohiny
Bobaka: ft.: Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry, • p, t. (t. t. m. ): Be dia be, zavon-tany: Bobaka…tohiny
Bobo: p. t.: Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. - F,-p,: Fotsy bobo: enti-milaza olona mana volon-koditra fotsy…tohiny
Bobobobo: a.: Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty…tohiny
Boboboboina: (bobobobo) mt. ih. (boboboboy): Asitrika ao anaty rano. • Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba…tohiny
Bobohana: (boboka) mt. 1h. (bobohy): Vontoson-drano, ampisotroina tafahoatra, a-tao izay hahaleo: Nobobohiny toaka…tohiny
Boboka: p. t.: Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo ireto ka tokony hafindra toerana. • Voky na feno be loatra…tohiny
Bobongolo: a.: Zavatra miendri-kolatra madinika mandroadroatra mipetaka amin' ny zavatra nipetraka maharitra tamin'ny…tohiny
Bobovola: (t,tr.): Sinibe vola. tohiny
Boda: Bodaka p, t.: Malemy: Vary bodaka. / Vomanga bodaka, Boda ny vomanga. ¶ M. h.: Modaka. - t.i.f.: Bodaina,…tohiny
Bodaina: (boda) mt. 1h. (bodao): Atao izay hahalemy azy, lemena. tohiny
Bode: na Kibode (Ski) a.: Zana-borona sarahina amin-dreniny ka velomina mitokana. tohiny
Bodehina: (bodika) mt. ih, (bodeho): Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718