Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Betro: (fr. béton) o.: Vato kely mifangaro fasika sy simenitra. tohiny
Betro: (fit.-p.) a: Atidoha. Bet tohiny
Betroka: a.: Fanabontsinana nY tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon'ny tanalahy mainbontsina…tohiny
Betsabetsa: a: Fisotro mahamamo atao amin'ny fary na tantely. tohiny
Betsaka: p. t.: Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan'olona eto ambonin'ny tany. / Misy voay ve at? aminareo?…tohiny
Betsileo: a.: Foko lehibe monina amin'ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin'ny Tanala, atsinanana;…tohiny
Betsimiasa: a.: Anarana entimilaza ireo mpiandry omby any an'etitra. tohiny
Betsimihilana: a.: Anarana entimilaza ny ravin'ny tatamo (ny vonin'ny tatamo dia atao hoe voahirana na tsiazonafo,…tohiny
Betsimisaraka: a: Foko lehibe, monina amin'ny tandavandemaka mahatratra 60-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka…tohiny
Bevohoka: p. t.: Enti-milaza ny vehivavy manana anaka. ¶ M. h.: Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra,…tohiny
Bevoina: a.: Teny tsy dia manaja laatra enti-milaza ny mats' tsy tiana hohajaina firy, (Tsy fampiasa firy fa…tohiny
Bezabeza: p, t.: Mitanatana, mangotanatana (t.t.m.). ¶ M. h.: Vezaveza. tohiny
Bezanozano: a.: Foko kely dia kely, mitoetra amin'ny tany lemaka manodidina an'i Mangoro, voafaritry ny tanin'i…tohiny
Bezôma: a.: Karazan-javamaneno misy fivoaham-peo lehibe natao mba hanamafy nt' feony sy ny firohondrohony. tohiny
Biaka: (t.tr.) p.t.: Tiana, lalaina. tohiny
Biba: (Ski) a: Songo, ronono voalohan'ny biby. tohiny
Bibaka: p. a.: Mizihitra makadiry. • Mivonto mamoro-nana any anatiny (ratra na fery). / t.i.f.: Mibibaka, fibibaka…tohiny
Bibalahy: a.: Karazan'ahitra fanao fanafody, indrindra amin'ny fivalanan-dra, na fivalanana tsotra fa tsy mets…tohiny
Bibasy: (fr. bibassier) a: Karazan-kazo fihinam-boa tohiny
Bibibiby: p. t.: Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0567