Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bory: (Mer) p. t.: Anarana ilazana karazan'omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika…tohiny
Bosesehana: (bosesika) mt.pdr, (boseseho) : Ampidirana, anatsofohana zavatra betsaka : Nobosesehana ampombo ilay…tohiny
Bosesika: a : Fidirana na fivoahana rodobe mifanosika. i t.i.f. s Bosesehana, abosesika, voabosesika, tafabose.…tohiny
Bosika: Bosibosika a. : Fihinanana manao be am-bava. - t.i.f. s Abosika,voabosika / mambosika, fambosika / mambosibosika,…tohiny
Bosina: mt.ih.: Jer. Ambosina. tohiny
Bosoa: (fr. bouchon) a.: Karazan-javamaniry maivana izay anaovana tsentsin-tavoahangy ny hodiny, na ataon'ny…tohiny
Bosy: ft.: Mitovy amin'ny Ambosy. tohiny
Bosy: Bosibosy a.: Vazivazy, somonga, vosobosotra. tohiny
Bosy: (Tsm.) a. : Akoholahy vositra. tohiny
Bota: Botabota p.t. : Vaventy boribory, fohifohy botrefona sady matavy : Zozo botabota kely mahafatifaty.…tohiny
Botakely: a.: Anarana omena ilay tavoahangy boribory kely (ampahefatry ny litatra) izay asian'ny mpivaro-java-pisotro…tohiny
Botanaka: Botataka p.t.: Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony. • Mivonto na mibontsina. - t.i.f.: Mibotanaka,…tohiny
Botanaka: a. : BibY maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka…tohiny
Botanika: (fr. botanique) a : Fianarana sY fahalalana momba ny zavamaniry. tohiny
Botetaka: p.t. s Enti-milaza : Ny toerana iva sy ambany. • Ny olona mipetraka amin'ny tany. 1 Ny olona midonanapoana…tohiny
Botetateta: p.t.: Fohy kely sady zeny, ary tsy mba tsara bika loatra noho ny hafohiny. tohiny
Botiboty: (Ski) a. : Anaran-kazo misy hafotra mena fanao tadim-pintana. tohiny
Botinaka: a : Mitovy hevitra amin'ny Botanaka. tohiny
Botitaka: p.t.: Enti-milaza ny ankizy mizihitra ny kibony noho ny havokisana be loatra. - t.i.f. s Mibotitaka.…tohiny
Botitika: Jer. Bolitika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117