Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bemaimbo: a.: Anaran-kafa ilazana ny taimborontsiloza. (Jer. Taimborontsiloza). tohiny
Bemandomba: p, a.: Be handrina be, manana handrina toa mandondona, mandroso mitatao eo amboy maso. tohiny
Bemandry: (Skl) a.: Karazan' oviala saingy tsy azo hanina manta. tohiny
Bemarika: a. : Karazan-damba. Bemavo a,: Diky, fivalanana. tohiny
Bembo: a.: Fampiasa amin'ny hoe Bembon'orona: Ilay taolan'orona miavoavo, mitxingitringy. tohiny
Bemihimpy: (t.tr.) a: Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy. tohiny
Bemihisatra: Jer. Ambaniandro. tohiny
Beminono: (Tsm.) a.: Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra. tohiny
Bemiorika: a.: Karazam-bakana lehibe maro soratra. tohiny
Bemiray: a.: Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray:…tohiny
Bemoty: a.: Karazan-damba misy motimotiny. tohiny
Benabena: Jer. Venavena. tohiny
Benamboka: p. t.: Kamo mpidonana-poana. tohiny
Benandro: a.: Andro andavanandro; andro tsisy tabataba. tohiny
Benge: (Ski) a.: Osy. tohiny
Bengelahimena: (Ski) a.: Anaran-kazandrano menamena. tohiny
Bengy: (Bd) a.: Osy. tohiny
Benitra: (fr. bai'onnette) a.: I-lay lohan'ny basy izay misy toy ny sabatra maranitra. ? F.-p.: Tsatsi-benitra:…tohiny
Benjamina: a.: Kaxazan-javamaniry misy voninkazo me-na madinidinika izay matetika totototoin'ny ankizy ka apetany…tohiny
Benoara: Jer. Bonara. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098