Litera B
Bonoka: a.: Fifonosana amin' ny fitafiana maf ana. - t.i.f.: Bonohina, abonoka, voabonoka, tafabonoka I manabonoka,…tohiny
Bonoky: (Atf) a.: Toto-mangahazo afangaro amin'ny akondro ka andrahoina anaty ravin-dravinala.
tohiny
Bononoka: a.: Mangahazo voavaofy ary nalona tao anaty rano mandeha nandritry ny efatra na dimy andro; rehefa tapitra…tohiny
Bonoraka: (boraka) mt. ih. misy tsofoka on : Voaboraka, borahina, vahana : Nobonoraka ny entany ka inona no tao…tohiny
Bonory: (bory) mt ih. misy tsofoka on : Voabory, borina na boriana : Tsy nobonoriny tsara ny rambon'it? alika…tohiny
Bontana: o.: Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka. - t.i.f.: Manabontana, f na abontana, mpanabontana…tohiny
Bontana: p. t. : Fizihirana mitokana ; fivontosana izay miavaka. - t.i.f.: Mibontana, fibontana i ibontanana,…tohiny
Bontanaka: a. : Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy…tohiny
Bontolo: p. t.: VaventY makadiry ary iray tsy mivaky Kanety bontolo. - F.-p.: Bontolo fo : tokanteny, izany hoe…tohiny
Bontsina: a. : Fivontosana ; fizihirana na fibibahana fa somary malemy mievotrevotra. ? H.o.: Fampirisihana hanao…tohiny
Bontsinina: (bontsina) mt.ih. (bon tsino) : Atao mizihitra : Bontsino ny baolina fa noana izy izany. •H.o.: Ambosina,…tohiny
Borabora: p.t. : Ratsy fehy, malemy fatotra : Borabora ny fehin'ny en tana fa ataouy mafimafy aloha vao mande-ha.…tohiny
Boraboraina: (borabora) mt.ih. (boraborao) : Atao miborabora.
tohiny