Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera B
Bakobakoroa: a,: Teny ilazana ny feon'ny voromahailala.
tohiny
Bakoly: a.: Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny…tohiny
Bakoly: a: Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana…tohiny
Bakora: p. toe.: Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina. • H.o.: Nofo bakora: Enti-milaza hatanorana…tohiny
Bakotoka: (fit.-p.) a,: Lahy na vavy tokana tsy manan-jandry tsy manan-joky, vato boribory, tsy ary ambony tsy…tohiny
Bakteria: (fr, bactérie) a: Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila,…tohiny
bala: Firaka boribory alefan'ny basy amin'ny herin' ny vanja. [Balana], [voabala], [nobinala] balabala, abalabala…tohiny
Balady: p. t.: Haingam-pandeha (mitovy hevitra amin'ny ma-lady ihany, saingy fahita indrindra amin'ny angano)…tohiny
Balantsiny: (Ski) a.: Mahazàka manohana ny sakan-tsalazantsambo fihantonan-day.
tohiny
Balaonina: (fr. ballon) a.: zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin'ny habakabaka…tohiny
Balaza: a.: Ilay sosona faharoa amin'ny hoditra anatY; mate-vina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely…tohiny
Bàleke: na Bàliky (Ski) a.: Fomba fandavoana amin'ny ringa, raha raisina amin'ny salakany avy ao an-damosiny…tohiny