Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bangaina: (banga) mt. ih. (bangao): Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin'ny faran'ny…tohiny
Bango: a.: Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. - t.i.f.: Bangoina, voabango,…tohiny
Bango: (BI) a.: Randram-bolo betsileo fanaon'ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo. -0Bango…tohiny
Bangoana: a.: Eran-tanana ila. Bangoankatoka a.: Fombandrandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin'ny…tohiny
Bangoina: (bango) mt. ih. (ban-goy): Raotina dia randranina: Mba bangoy ny vobonao, ry Ketaka, uao miantsena!…tohiny
Banjina: a.: Fijerena mifantoka tsara amin'izay jerena; filera-na tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana…tohiny
banjino: jereo [banjina] : jereo, itodiho. oh : aza variana miondrika intsony fa banjino amin'izay ny ho avinao…tohiny
Bankirompitra: na Bankiroty a.: Olona tapi-pananana na olona tsy nahaloa trosa ka namidy ny fananany rehetra. tohiny
Bankiroty: p. t.: (Jer, Bankirompitra). tohiny
Banky: p. t.: Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jan…tohiny
Banky: a.: Trano fitehirizambola izay ametrahan'ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan'ny…tohiny
Bantina: (banty) mt. ih. (bantio): Haratsina, hamavoina, esoina. tohiny
Bantsilana: a.: Karazan-kazo. Vaky bantsilana: Amin'ny fotoana amonian'ny bantsilana. 1 H. o.: Miseho miharihary…tohiny
Banty: a.: Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana. - t.i.f: Bantina, voabanty 1 manabanty, fanabanty, mpanabanty…tohiny
Banty: a.: Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin'ny Any: Any banty, any banty any: Any lavitra any, any…tohiny
Banty: a.: Angelivavy. ΒΆ M. h.: Kabatritra. tohiny
Bao: a.: Tahon-drofia izay ma-teinta ampiasaina hitondrana entana an-tsoroka, izany hoe hilanjana azy. tohiny
Baobaba: (fr. baobab) a.: Hazo makadiry indrindra eto Madagasikara, fahita amin'ny faritra andrefana sy avaratra…tohiny
Baodika: Baodibaodika a.: (jar. Bodika). tohiny
Baolina: a.: Hoditra na fingotra boribory nosesehana rivotra ao anatiny ka ilalaovana ifampitorahana na dakana:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011