Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Babena: a.: h.o.: Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy. ' ? Valim-babena: valin' ny soa noraisina…tohiny
Babo: a.: Olona resy an'ady ka entin'ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy, ¶ M. h.: Sambobelona.…tohiny
Baboina: (babo) mt. ih. (baboy); Atao sambobelona, atao babo: Tafondro roa no nobaboin'ny fahavalo. 1 Robaina,…tohiny
Baboka: a.: Fiekena fa diso na resy; fifonana na fivalozana. 6 Mibaboka, fibaboka, fibabohana. tohiny
Baby: a.: Fitondrana zaza na entana ao an-dam osina. - t.i.f.: Babena, binaby, voababy / mibaby,fibaby, mpibaby…tohiny
Bada: p. t.: Tsy miteraka (fiteny indrindra amin'ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivauinay,…tohiny
Bada: a: Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin'ny sandrY. - t.i.f.: Bedaina, voabeda, nobineda J…tohiny
Badabada: a.: Fanombohana miteny voalohany. 1 Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny…tohiny
Badabadaina: (badabada) mt. ih.: Lazaina amim-piakakana. tohiny
Badenina: p. t.: Jemby, mamjambena: Badenina ny masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja. • Fanimpanina,…tohiny
Badera: a: Lamba menamena midorehitra. tohiny
Badiga: na Badika (Ski) a.: Vatan'ny hazon-tsatrana antitra. tohiny
Bado: p.t.: Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe…tohiny
Badobadony: p. toe.: (jar, Badony). tohiny
Badoina: (bado) mt. ih (bado y): Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny…tohiny
Badony: Badobadony p. t.: Tsara bika, tsy lava tsy fohy, tsy vaventy tsy manify, fa mifanao ara-keviny ny toetoe-batany…tohiny
Badra: p. t.: Be vatana, lehibe, vaventy lava. tohiny
Badrabadra: p. t.: Lehibe vatana mivozavoza, midrahodraho, tsy kinga fihetsika: Badrabadra koa izany raha olona!…tohiny
Badrahodra: p. t.: Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady…tohiny
Bafoka: ft.: Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana. - t.i.f.: Abafoka 1…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102