Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bakobakoroa: a,: Teny ilazana ny feon'ny voromahailala. tohiny
Bakoly: a.: Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny…tohiny
Bakoly: a: Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana…tohiny
Bakora: p. toe.: Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina. • H.o.: Nofo bakora: Enti-milaza hatanorana…tohiny
Bakotoka: (fit.-p.) a,: Lahy na vavy tokana tsy manan-jandry tsy manan-joky, vato boribory, tsy ary ambony tsy…tohiny
Bakteria: (fr, bactérie) a: Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila,…tohiny
bala: Firaka boribory alefan'ny basy amin'ny herin' ny vanja. [Balana], [voabala], [nobinala] balabala, abalabala…tohiny
Balady: p. t.: Haingam-pandeha (mitovy hevitra amin'ny ma-lady ihany, saingy fahita indrindra amin'ny angano)…tohiny
Balahazo: a.: Tolona mifamihina. tohiny
Balahazo: (Atd) a.: Mangahazo. tohiny
Balalengo: (Ski) a.: Karazan-kazandrano be taolana. tohiny
Balamaso: p. t.: Enti-milaza olona njola izay mitifitra mivoaka ny masony. tohiny
Balana: Mitovy dika amin'ny Balamasotohiny
Balantony: Balangondangony p. t.: Tsara bika fatratra, lava vaventy kingakinga. tohiny
Balantsiny: (Ski) a.: Mahazàka manohana ny sakan-tsalazantsambo fihantonan-day. tohiny
Balaonina: (fr. ballon) a.: zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin'ny habakabaka…tohiny
Balaza: a.: Ilay sosona faharoa amin'ny hoditra anatY; mate-vina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely…tohiny
Bàleke: na Bàliky (Ski) a.: Fomba fandavoana amin'ny ringa, raha raisina amin'ny salakany avy ao an-damosiny…tohiny
Balelaka: p. t.: Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka. • Misokatra…tohiny
Baliaka: p. t.: Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon'akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104