Litera B
Bahambahana: (bahana) t.u.r.: Milaza fihamafisan-kevitra, bahana matetika, befahatany.
tohiny
Bahana: a.: Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana…tohiny
Baholy: na Baholimaso p, t.: Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava.
tohiny
Baibaizina: (baibay) ont, ih. (baibaizo): Tenenina amimpahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy…tohiny
Baibay: a.: Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana. ¶ M. h.:…tohiny
Baiboly: (angl. bible) a: Anaran'ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta…tohiny
Baibona: a.: Tendron'ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka.…tohiny
Baibona: a,: Ny sofin'ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampons.…tohiny
Baikabaika: a.: Famindra mibakabaka sy miretareta. - t.i.f.: Baikabaikaina, abaikabaika / mibaikabaika, fibaikabaika,…tohiny