Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bisikilety: (fr. bicyclette) a.: Fita ov am -pan dehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana,…tohiny
Bisikoy: (fr. biscuit) ci.: Mofokely efa-joro na boribory vita amin'ny nonono sy dibe-ra. tohiny
Bisioka: a.: Fiviliana mba hihataka. 1 t.if.: Abisioka,voabisioka, tafabisioka / manabisioka, fanabisioka, mpanabisioka…tohiny
Bitabita: p. t,: Entina hilazana ny kibo voky mitsinatsinaka. tohiny
Bitaka: a.: Fitsinjahana noho ny hafaliana, - t.i.f.: Mibitaka, fibitaka, mpibitaka / ibitahana, fibitahana…tohiny
Bitika: p. t.: Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika,…tohiny
Bitongoa: (Tsm.) a.: Fombantolona omby: ny tanana roa mamikitra amin'ny trafo, ny tongotra roa mikiraviravy. tohiny
Bitro: (angl. rabbit) a.: Biby fiompy fihinana sahala habe amin'ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra…tohiny
Bitsihina: (bitsika) mt. ih. (bitsiho): Ilazana zavatra malemilemy eo akaikin'ny sofina: Bitsiho kely Rangahy io…tohiny
Bitsika: a.: Teny lazaina malemilemy eo akaikin'ny sofina fa tsy tiana ho ren'ny hafa. - t.i.f.: Bitsihina, abitsika,…tohiny
Bitsika: p. t.: Kely dia kely, pitiny kely. tohiny
Bizizioka: a: Jer. Biririoka. tohiny
Bo: Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo na hanamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany:…tohiny
Bo: a.: Enti-milaza ny fidoboky ny zavatra mianjera na mipoaka mafy. i Mibo. tohiny
Bo: a.: Zavatra mora mirehitra sahala amin'ny vohavohandandihazo natao handraisana afo amin'ny vato kapaika…tohiny
Bo: a.: Zavatra malemy mibofoka. • Tendron'ny tahon'afokasoka misy ny vanjany. tohiny
Bo: a.: Feo avoakan'ny vavafivalanana rehefa mangetotra: Manao bo. tohiny
Boada: Boadaboada a.: Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredilta. - t.i.f.: Aboadaboada / miboadaboada,…tohiny
Boadaka: Boadaboadaka: Jer. Boada: Boadaboada. tohiny
Boafa: p, t.: Vaventy matavy; botrefona sady lehibe. - t.i.f.: Boafaboafa. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0624