Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Biko: na Bikoa (Btl) p.t: Entimilaza karazan-tandrok'omby namboarina hatramin'ny fitsiriany haka ny endrika…tohiny
Bila: (Btl) p. t.: Tandrok'omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka. tohiny
Bila: p. t.: Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr'itti latabatra it? fa ahitsio. ¶ M. h.: bilabila, bilaka,…tohiny
Bila: a: Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin'ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa…tohiny
Bilabila: p. t.: Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin'…tohiny
Bilady: a.: Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan'ny fianakaviana…tohiny
Bilahina: (bilaka) mt. ih. (bila-ho): Atao tonga bilaka, mivilana. tohiny
Bilahy: a: Karazan-kazo. tohiny
Bilaina: (bila) mt. ih. (bilan): Atao tonga bila. tohiny
Bilaka: p. t.: Tsy mahitsy fa mivilana. - t.i.f.: Bilahina, voabilaka / mibilaka, fibilaka / ibilahana, fibilahana.…tohiny
Bilaotra: (angl. blotting) a: Fanamainan-tsoratra, biovara. tohiny
Bilaotra: a.: Fihatahana, fihodivirana kely. • H,o.: Hadisoana kely. - t.i.f.: Mibilaotra, fibilaotra / ibilaorana,…tohiny
Bilisitra: (angl. blister) a: Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main'ny rano mangotraka…tohiny
Bilitika: P. t.: Kely dia kely, madinika ers', pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon'Isambilo fa tsy nisy…tohiny
Bilogoma: (angl. blue-gum) a.: Anarana iantsoana ny hazo kininina. tohiny
Bily: (Br) ci.: Tandrok'omby somary misabaka mitovy fandry nefa misompirana. tohiny
Bimora: (Tsm.) a.: Karazan' oviala misy poizina mahafaty. tohiny
Bina: Binaka, Binabina, Binabinaka ft.: Milaza fivontosana, fibontsinana. - t.i.f.: Mibinaka, mibinabina,…tohiny
Binabina: Binaka: Jer. Bina. tohiny
Binaby: (baby) mt, ih. misy tsofoka in: Voababy, baba-na, atao am-babena: Nobinabiny ny zanany dia lasa iz y.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05