Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bageda: (Atd) a.: Vomanga.---a' tohiny
Bahaiza: (Tsin) a.: Hira fitomaniana ny maty fanao eo ampiaretan-tory. tohiny
Bahambahana: (bahana) t.u.r.: Milaza fihamafisan-kevitra, bahana matetika, befahatany. tohiny
Bahana: a.: Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana…tohiny
Bahanina: (bahana) mt. ih. (bahano): Sakanana, salovanina. tohiny
Baharia: (Ski) a.: Ny matilô amin'ny botry. tohiny
Baheza: a.: Hira vako-drazana fanao amin'ny fiandrasampaty. tohiny
Baheza: a.: Jar, Raloba. tohiny
Baholy: na Baholimaso p, t.: Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava. tohiny
Baibaizina: (baibay) ont, ih. (baibaizo): Tenenina amimpahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy…tohiny
Baibay: a.: Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana. ¶ M. h.:…tohiny
Baibo: (Ski) a: Tanimboly voasafotry ny rano amin'ny fahavaxatra. tohiny
Baibo: (t.tr.) a: Mpandany harena tsy azo tenenina. tohiny
Baibo: p. t.: Ada1a, foka. tohiny
Baiboho: a,: Tanety, indrindra ny amorona ivaiva. tohiny
Baiboly: (angl. bible) a: Anaran'ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta…tohiny
Baibona: a.: Tendron'ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka.…tohiny
Baibona: a,: Ny sofin'ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampons.…tohiny
Baika: ft.: Fihatahan'ny ranjo be loatra rehefa mamindra, daikadaika. tohiny
Baikabaika: a.: Famindra mibakabaka sy miretareta. - t.i.f.: Baikabaikaina, abaikabaika / mibaikabaika, fibaikabaika,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542