Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Baiko: a.: Teny vahiny (noho izy tany am-boalohany narabina fihetsiky ny tanana mba ho azo tsara; araka izany…tohiny
Baikoina: (baiko) mt. ih. (baikoy): Omena baiko: Nobaikoiny tamin'ny masony fotsiny ihany ilay alika dia niantsambotra…tohiny
Baikona: a.: Mitovy amin'ny hoe baika. tohiny
Bailoka: p. t.: Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy…tohiny
Bainga: a.: Vongan-tany navadika ary naongana tamin'ny angady. * Ohab.: Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga: Ny…tohiny
Baingo: Baingoka a,: Habilabilana; toetran'ny zavatra vilana sy mifelopeloka, miolikolika. - t.i.f.: Abaingo,…tohiny
Baingoka: a.: (fer. Baingo). - t.i.f.: Abaingobaingoka, baingobaingohina / mibaingoka, fibaingoka. tohiny
Baka: p. t.: Enti-milaza: Ny tandrok'omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: Kirongo).…tohiny
Bakabaka: (baka) t.u,r,: Milaza fihenan-kevitra, tsy dia baka loatra. tohiny
Bakaina: (baka) mk ih, (bakao): Ampifanalavirina, samahina. tohiny
Bakaka: p. t.: Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga. • H. i,: Entina ilazana koa ny rary be maso tsy…tohiny
Bakaka: (Ski) a: Anaran'ahitra lehibe izay mety hahatratra hatramin'ny roa na telo metatra. tohiny
Bakakely: a.: Karazan-javamaniry madinika misy tsilotsilony fanao fefy. tohiny
Bakalorea: (fr. baccalauréat) a: Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an'izay afaka…tohiny
Bakatraka: p, t.: Bakaka be tsy soa. tohiny
Bakelaka: p. t.: Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa ity tsihy ity…tohiny
Bakitiky: (Ats) a: Dihin-jazavavy amin'ny alma diavolana. tohiny
Bako: (t.tr.): Fefin-tokotany vita amin'ny hazo, na vala. tohiny
Bako: Bakobako p. t.: Tsara bika, lava vaventy, ranianana sady matombintombina: Jerena lavitra iry tovovavy…tohiny
Bako: Bakobako p. t.: Valabalaka, vizana tsy mahahetsika firy: Bako marina aho izany fa niasa angady indray…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107