Litera A
Any: ft.: Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana. i Li. f.: anina, voany / manany, fanany, mpanany l…tohiny
Any: p.mt.: Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana: Fe-potoana efa lasa amin'ny andro itenenana ka…tohiny
Any: p.mt.: Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa.…tohiny
An§amerana: a.: Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra.
tohiny
Ao: p,mt.: Enti-milaza toerana akaikin'ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy uoronkely ao an'efitra ao.…tohiny
Aobonobona: (obonobona) mt. at. (aobonobony): Abontsina.
tohiny
Aodina: (odina) tilt. at. (aodino): Asaina mikomy: Naodin'ireo naongana tamin'ny toeram-boninahiny ny mponina…tohiny
Aofana: (ofana) mt. at. (aofano): Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga…tohiny
Aohatra: (ohatra) mt. fit. (aohary): Akana refy, andrefesana: Ity kofehy ity aohatra ny lohanao.
tohiny
Aoka: t.p.: Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba! p.mt.: miaraka amin'ny…tohiny
Aokalahy: a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny hodiny (Neotina isoneura).
tohiny
Aolana: (olana) mt. at. (aolano): Ahodina ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Aza aolana ny tanako fa…tohiny