Litera A
Antena: ft.: Toky. - t.i.f.: antenaina ( mimante-na, fanantena, mpanantena ( anantenana, fanantenana.
tohiny
Antenaina: (antena), mt. ih. (antenao): Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy. • Ampoizina: Fandresena no…tohiny
Antenatena: ppk.: Enti-milaza toerana eo ampovoan'ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga…tohiny
Antendriahitra: a.: Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron'ny ahitra roa ka terena eo anelanelan'ny…tohiny
Antenimiera: a.: Fivorian'olona vitsivitsy ao anatin'ny fikambanana iray mba hihevidraharaha. ¶ M.h.: komity. - F,-p.:…tohiny
Anterina: (antitra), mt. ih. (antero): Atao tonga antitra, hamafisina: Nanteriny er? ny fiteniny (Ny fampiasa…tohiny
Antily: na Antilimbohitra a.: Antoko mpanao raharahampanjakana nisolo ny Sakaizambohitra (jar. it~) tamin' ny…tohiny
Antily: a.: Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana…tohiny
Antima: a.: Karazana varika mifandray indrindra amin'ny simpona. • H. o.: Olona ratsy tarehy aoka izany.
tohiny
Antitra: p.a. na a.: Be taona, e-la niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony.…tohiny
Antoana: ft.: Enti-milaza fanomezam-boninahitra sy haja na koa talantalana mifanao ambaratonga. i t,i. f.: antoanina,…tohiny
Antoandro: a.: Enti-milaza ny fotoan'andro aorian'ny ma-raina ka hatramin'ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8…tohiny
Antoanina: (antoana), mt. ih. (antoany): Omem-boninahitra sy haja: Antoanina sy anjoanina ianareo tonga manatrika…tohiny
Antoka: a.: Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon'ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na…tohiny
Antoko: a.: Andiany, sokajiny iray: Antokôn-tafika. 1 Fikambanana voafaritra tsars hiavaka amin'ny hafa: Antoko…tohiny
Antomorina: (antomotra) mt. ih. (antomory): Akekezina akaiky dia akaiky: Aza antomorinao io hady io. 1 Hafainganina,…tohiny
Antomotra: p.t. nap.mt.: Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra ityr ny krismasy. • Akaiky dia akaiky, an-tsisiny,…tohiny
Antondraina: a.: Aretina ao amin'ny foto-tsofina avy amin'ny tevika tsy nety tsara.
tohiny