Litera A
Ankona: p.a.: Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho. ~ Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra…tohiny
Ankosotra: a.: Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin'ny fijerena: Ankoso-bolamena.…tohiny
Ankotralahy: a.: Anarana niantsoana ireo miaramila mpiambina andriana tamin'ny andro malagasy fahizay; nibaby kotra…tohiny
Ankotrio: p. mt.: Mitovy amin' ny ankehitriny, saingy tsy fiteny amin'ny kabary na amin'ny lahateny fa amin'ny…tohiny
Anky: na Eranky a.: Halavandrefy kely indrindra, mitovy amin'ny haben'ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky…tohiny
Ano: ft.: Enti-milaza fanaovana asa na fikarakarana zavatra. i t.i.f.: anoina, anovina ) manano, fanano,…tohiny
Anoano: a: Karazam-bibikely lejribebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona…tohiny
Anofela: (fr. apophèle) a.: Karaza-moka mahatonga ny tazo amin'ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin'ny…tohiny
Anoina: (ano), mt. ih. (anoy): Atao: Ny tsy anoina no anoina. - F.-p.: Anoin-tsarotra: atao amin-kasahiranana:…tohiny
Anoka: (t.tr.) a.: Teny enti-milaza fahiny ny ronono. - F,-p.: Akondro vidin'anoka: akondro atakalo ronono:…tohiny
Anoloana: ppk. ary p. mt,: Enti-milaza toerana eo alohan'ny tena: Mijoro eo analoan'ny mpampianatra ny mpianatra…tohiny
Anona: a.: Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny…tohiny
Anongona: a.: Lalaon'ankizy izay manafin-javatra mba hozahana ao anaty korontandrotan-javatra mifanongoa sy miavosa…tohiny