Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ankay: a.: Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron'ny ala be. tohiny
Ankazo: a.: (fer. Ankazondrary), tohiny
Ankazondrary: na Ankazo a.: Teny enti-milaza ny familian-dalana ny fizotran'ny rary mbs. ho haingony na ho soranY.…tohiny
Ankehitriny: p.mt.: Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha…tohiny
Ankibe: a.: Ny rantsana lehibe indrindra amin'ny tanana na ny tongotra. tohiny
Ankifidy: a.: Kilalaon'ny Ntaolo ara-tsaina nitsapana ny fahaiza-maminany sy mitsara zavatra amin'ny alalan'ny…tohiny
Ankihi-karana: p.mt.: Antsefatsefaky ny haram-bato. tohiny
Ankikely: a.: Ny kely indrindra amin'ny rantsantanana na ny rantsantongotra. tohiny
Ankina: a.: Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra…tohiny
Ankinina: (ankina), mt, ih. (ankino): Atao miankina amin' ny..., ka amin'ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana…tohiny
Ankizy: a.: Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho auin'ny…tohiny
Ankoala: p.t.: Lehibe ary mahia: Omby anhoala. tohiny
Ankoatra: ppk. na p. mt.: Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra (ppk.). E-fa lasa any…tohiny
Ankoay: a.: Karazam-boromahery. tohiny
Ankobanandro: a.: Ny andro anelanelan'ny alahady roa amin'ny herinandro; ny andro amin'ny herinandro ivelan' ny alahady…tohiny
Ankody: a.: Fomban-kilalao ilokana vola ka toy izao no fandehany: raha maty ilay milalao, dia very daholo ny…tohiny
Ankohonana: a.: Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray amandreny…tohiny
Ankohonohono: (t.tr.) a.: Resadresaka miely ankinina amin'ny honohono, sahoa. tohiny
Ankoma: (Btm) a.: Karazambibilava lehibe. tohiny
Ankona: a,: Karazana bibilava lehibe. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0182