Litera A
Adizaoza: a.: Anaran'ny vola-na fahatelo amin'ny filaharan'ny ran'ny volana malagasy merina, aorian'ny Adaoro…tohiny
Adizina: (dizina), mt. at. (adizino): Moro mitsatoka tsara: Nadizin'ilay amboa mova tsy ny rano mifantsitsitra…tohiny
Adobebaka: (dobebaka), mt. at. (adobebaho): Atao malalaka ny vavany: Aza adobebakao ny vavan'io harona io.
tohiny
Adoboka: (doboka), mt. fit. (adobohy): Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re. ~ mt. at. (adobohy): Atao midoboka,…tohiny
Adodadoda: (dodadoda), mt. at. (adodadodao): Arehitra be, aredareda. ~ Lanilanina foana,robarobaima.
tohiny
Adokàdoka: a.: Avonavona aseho amin'ny fihetsiky ny Io-ha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na…tohiny
Adona: (dona), mt. fit. (adonao): Entina mandons: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana. ? mt. at.: Atao…tohiny
Adonadona: a.: Avonavona aseho amin'ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha…tohiny
Adonadonana: (adonadona), mt. ih. (adonadony): Esoina, tsiratsiraina, vingavingaina.
tohiny
Adonadonina: (adonadona), mt. ih. (adonadony): Tratrevatrevaina: Aza dia adonadonina toy izany ny anabavinao.
tohiny
Adonaka: (donaka) mt. fit. (adonafy): Enti-mandonaka, manempotra amin'ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany…tohiny
Adongaingy: (dongaingy), mt. at. (adongaingeo): Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin'ny...: Nadongaingin'ny…tohiny