Litera A
Angambaina: (angamba), mt, ih. (angambao): Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany…tohiny
Angamenavava: a.: Bibikely toa misy afo mazava amin'ny alina. Roa karazana izy ireny: ny iray irony hita eny am-pefiloha…tohiny
Angamenavava: a.: Anaran-kafa ilazana ny rameva.
tohiny
Angamerana: na Merana a: A-naran-kazon'ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Veroni-merana).
tohiny
Anganga: a.: Fitsingatotra, izany hoe fitsirarana ila. • Fiavonana. t.i.f.: angangaina, voanganga, tafanganga…tohiny
Angangaina: (anganga) mt. ih. (angangao): Enti-milaza zavatra aingaina ny ilany; atsinganga, atsidradraka.
tohiny
Angano: a.: Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany…tohiny
Anganongano: a: Zavatra mahafinaritra foronin'ny haitraitra sy aingitraingitra.
tohiny
Angaraboraraka: a.: Tsirambina, tandrevaka, kitoatoa (fer. Gaboraraka),
tohiny
Angaralahy: a.: Andevo mpanaraka ny mpaniaka.
tohiny
Angaranady: (fr. grenade) a.: Karazam-baomba kely fanipy amin'ny tanana.
tohiny
Angaredona: a.: Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray.
tohiny
Angaredona: a,: Vary andrahoina be rano.
tohiny