Litera A
Andry: a.: Tohana mDoro vita amin'ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin'ny tranon'ny…tohiny
Andry: mt. ih. ft.: Antenaina ~ ho avy ka miianona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin'ny…tohiny
Anefa: ppt.: Teny mparnpitohy, enti-milaza fifanoherankevitra, mitovy amin'ny kanefa sy nefa (fer. ireo) saingy…tohiny
Anelanelana: PPk.: Teny mpampiankina enti - milaza toerana eo afovoan'ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan'i…tohiny
Anendonando: (nendonendo), mt. fit.: Entina mampangirangirana.
tohiny
Anentana: a.: Fehezan-javatra antonona hoentin'ny olona iray indray mandeha: Tsy zakako io anentan-kitay io. tohiny
Anerany: p. mt.: Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin'ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra…tohiny
Angabohabo: (t.tr.) a.: Kitoatoa, vinany, mosalahY.
tohiny
Angade: t.p.: Endrey! tsy menatra (teny fanakoran'ny ankizy ny namany izay manao zavatra mahamenatra).
tohiny
Angadinomby: a.: Fitaovampiasana tany taritin'omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany…tohiny
Angady: na Fangady a.: Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna…tohiny
Angaha: p.mt.: Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba (jer. io) ary entina misolo…tohiny
Angalarina: (halatra), mt, ih. (angalaro): Enti-milaza zavatr'olona alaina tsy andrariny: Nangalarin'i Koto ny kanetinay.…tohiny