Litera A
Andaniny: p.mt.: Amin'ny lafiny iray, mifamaly amin'ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny…tohiny
Andao: mts.: Fihasimban'ny hoe andèha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana.…tohiny
Andefimandry: a.: Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin'ny uazo na sakaiza.
tohiny
Andeha: (leha), mt.p.: Teny enti-mandidy, (eo alohan'ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy…tohiny
Andevo: a.: Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin'ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy…tohiny
Andevozina: (andevo), mt. ih. (andevozy): Atao mpanompo, entina amin'izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana.…tohiny
Andiany: a.: Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na nriara-manidina raha vorona: Andiam-borona;…tohiny
Andilana: a.: Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin'ny tenan'ny olombelona eo anelanelan'ny taolantehezana…tohiny
Andininy: a,: Fitsinjarazarana ny teny ao amin'ny toko iray ka misy isa filaharanY mba hahamora ny fitadiavana…tohiny
Ando: a.: Fitambaran'ny pitidrano kely hita eny an-tendron'ny ahitra amin'ny ma-raina sy ny hariva, vokatry…tohiny
Andoha: a.: Teny mitovy hevitra amin'ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin'ny loha ihany: Mampanelonelo ny…tohiny
Andohalambo: a.: Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom- baravarana na vavahady.
tohiny
Andohamalona: a.: Faritra amin'ny lohalika eo ambonin' ny ampelandohalika.
tohiny
Andohariana: p,mt.: Am-bavahoana, madiva ho faty.
tohiny
Andohasàna: a,: Vola omena mialoha ny mpanao fanafody na ny mpisikidy.
tohiny