Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Anampoza: a.: Karazan'anana fanao raokandro. tohiny
Anampy: (ampy), mt. at. (anampio): Enti-milaza izay a-tao fanampiny amin'ny zavatra iray: Int? misy vola kely…tohiny
Anana: a.: Zavamaniry fanao fangaron-daoka na laoka mihitsy aza, toy ny anamamy anantsonga, anamalaho,...:…tohiny
Anana: ft.: milaza fananan-javatra. - t.i.f.: ananana / manana, fanana, mpanana / ananana, fananana. tohiny
Ananambo: a.: Zavamaniry marotsaka fanao fangaron-daoka, misy vitamina C ny tahony sy ny fakany (Moringa oleifem),…tohiny
Anananana: (nananana), mt. at. Lazaina mafy miantsoantso. tohiny
Ananaomby: a.: Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny (Stachystapheta jamaicensis) tohiny
Anandaingo: a.: Zavamaniry fanaovana fanafody kohaka. (Lobelia agrestis). tohiny
Anandrano: a.: Karazan'anana madini-dravina maniry eny amin'ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao…tohiny
Anankiray: p. t.: Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy…tohiny
ananovana: anaovanatohiny
Anantarika: a.: Karazan 'anana. tohiny
Anantsanantsana: (nantsanantsana), mt. at. (anantsanantsano): Atao mikarantsana, atao minantsanantsana. tohiny
Anantsinahy: a.: Karazan'anana fantatra koa amin'ny anarana hoe tsipolotra. tohiny
Anantsingita: a.: Karazan'anana mangidingidy fa mani-pofona. tohiny
Anantsonga: a.: Karazan'anana lehibebe ravina, fanao fangaron-daoka tsara (Brassica). tohiny
Anao: s.o.: Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na…tohiny
Anarana: karazan'ahitra (Antherotoma Naudini). ~ Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny. tohiny
Anarana: a.: Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anamn'ny rahalahiko.…tohiny
Anaranoana: p.mt.: Mandrakizay doria alaovalo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149