Litera A
Ampy: p.t.: Antonona an'izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra…tohiny
Amy: ft.: Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo. 4 Li, fi: manamy / anamiana, fanamiana.
tohiny
Amy: na Amin' ppk.: Teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka mflaza: a) fitaovana…tohiny
An: Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Aniara (zara), anjaika (zaika).
tohiny
An': An-, Am- (eo alohan'ny b sy ny p) ppk.: Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan'ny anaran-tsamirery, ny…tohiny
An-dakamboho: p. mt.: Manaraka ny hazondamosina.
tohiny
An-dakamosina: p. mt.: Manaraka ny hazondamosina.
tohiny
An-dakandrano: p, rit: Mana-raira ny lakandrano na ny lempona mifanila amin'ny hazondamosina.
tohiny
An-jamba: p.mt.: Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin'ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy.…tohiny
An-kalamanjana: p. mt.: Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny ualim-panadinana.…tohiny
An-kamehana: p. mt.: Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka…tohiny
An-kanifisana: p. mt.: Kely raha ny hatevenany no jerena. • H. o,: Kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha…tohiny
An-kapetrahana: p, mt.: An-kalamanjana.
tohiny
An-karanany: (any anaty haranany) p. mt.: Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany.…tohiny
An-kilahila: p.mt.: Eo amin'ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila…tohiny
An-kilany: p.mt.: Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny:…tohiny
An-kitsiloha: p. mt.: Mitovy amin'ny an-kitsirano.
tohiny
An-kitsirano: p. mt.: Amin'ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka.
tohiny