Litera A
Ampolokeliny: (folokeliny), a.: Fitsinjaram-paritany, foko.
tohiny
Ampomboina: (ampombo) mt. ih. (ampomboy): Toroina, torotoroina, mongomongoina. • H. i.: Kapohina, velesina, havokavohana.…tohiny
Ampondo: na Ampondontsifa (Ski) a.: Kimbalombalontandroka, izany hoe ilay tapany taolana ao anatin'ny tandroka.…tohiny
Amponga: a.: Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin'ny hazo…tohiny
Ampongabe: a.: Amponga misy hoditra roa, velezin'ny tanana havanana amin'ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana…tohiny
Ampongabendanitra: (angl. pomegranate) a.: Hazo lehibebe mitondra voankazo sahalahala habe amin'ny paoma; ny raviny ataon'ny…tohiny
Ampongaina: (amponga), mt. ih. (ampongao): Dokafana izaitsizy, deraina fatratra.
tohiny
Ampongalahy: a.: Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany…tohiny
Ampongandandy: a.: Soherindandy maty an-karanany.
tohiny
Ampongantaolo: a.: Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan'ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin'ny…tohiny
Ampongantsofina: a.: Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson'ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan'ny rivotra voahetsiky…tohiny
Ampongatany: a.: Atao koa hoe Amponga fan drotrarana: fandrotrarana mihenjana amin'ny tsatoka kely anankiroa no aingain'ny…tohiny
Ampongatapaka: a.: Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina.
tohiny
Ampongatary: a.: Amponga na-tao hipetrahan'ny ankizilahy hatao hasoavana.
tohiny
Ampongavato: (Tsm) a.: Karazam-balala izay mampaneno elatra rehefa manidina.
tohiny
Ampongavilany: a.: Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy:…tohiny