Litera A
Ampirina: ft.: Enti-milaza hevitra roa: Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin'…tohiny
Ampirivanina: (ricana), mt. at. (ampirivano): Rahonana mafy amin-katezerana (fampiasa kokoa noho ny rivanina).
tohiny
Ampitahaina: (taha), mt. ih. (ampitahao): Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka…tohiny
Ampitso: a.: Enti-milaza ny andro manaraka n? andro itenenana na ny andro tannin-na: Tsy misy mahalala ny ampitso.…tohiny
Ampoasa: p. mt.: Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). - t.i.f.:…tohiny
Ampoasaina: (ampoasa) mt. ih. (ampoasao): Kasaina, ampoizina.
tohiny
Ampody: na Ampodina (Ski) a,: Karazan-kazon'ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao…tohiny
Ampofo: ft.: Enti-milaza fipetrahana eo ambony fe sy ranjo miforitra. - t.i.f.: ampofoina, voampofo / miampofo,…tohiny
Ampofoina: (fofo), mt. at. (ampofoy): Apetraka eo ambony fe sy ranjo miforitra, eo anoloan'ny kibo sy ny tratra.…tohiny
Ampohana: (ampoka) mt. ih. (ampohy): Vontosana, fenoina: Hampohan'Andriamanitra ny soa anie ianao!
tohiny
Ampoizina: (fo) mt. ih. (ampoizo): Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao. ? Kasaina: Moa…tohiny