Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ampentany: a.: (?er. Ampiantany). tohiny
Ampetribola: a.: Siny na vata kely nitehirizan'ny Ntaolo vola ka naleviny tany anaty tany. tohiny
Ampetrika: a.: Vilany vy anidina kely. tohiny
Ampiadina: (ady) mt. at. (ampiadio): Asainamiady, tohiny
Ampiana: (ampy), mt. ih. (ampio): Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra it? lambako…tohiny
Ampianarina: (anatra) mt, ih, (ampianaro): Atoro, ampahalalaina: Ampianarina manisa ny ankizy. tohiny
Ampiantany: na Ampentany a,: Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina…tohiny
Ampifanakaikezina: (akaiky). mt. at. (ampifanakaikezo): Atao na asaina mifanakaiky, mifanatona. tohiny
Ampifilafilaina: (filafila), mt. at. (ampifilafilao): Ampitambazanina: Nampifilafilainy e-r? iiay zanak'olona fa , anio,…tohiny
Ampifina: (ampify), mt. ih. (ampifio): Atao miankina amin'ny...: Ampifio eo amin' ny rindrina eo aloha ireto entana…tohiny
Ampify: ft.: Enti-milaza hevitra fifitsahana amin'ny toerana iray mba tsy hiseho be loatra ny tena. - t.i.f.:…tohiny
Ampinga: o.: Hazo boribory toy ny sahafa kely, nrafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina…tohiny
Ampingaharatra: a.: Basy angalisa. tohiny
Ampira: Toerana ara-politika izay mifehy fara fahakeliny fanjakana iray amin'ny alalan'ny andriany.tohiny
Ampira: Vondrona firenena na toerana maro samihafa izay manompo fahefana avy any ivelany iray.tohiny
ampira: Toerana ara-politika midadasika na fitambarana toerana na firenena ka fehezina fahefana mahefa tokana.tohiny
Ampira: Firenena iray fehezina Amperora.tohiny
Ampira: Orinasa iray izay midadasika sy mpanefoefo tokoatohiny
Ampiravahana: a.: der. Ampanjatoana). tohiny
Ampirimina: (ampirina), mt. ih. (ampirimo): Alamina, apetraka amin'ny toerany avy: Ampirimo tsam ny trano fa hisy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0191