Litera A
Amby: a.: Ny mihoatra: Misy ambiny ireto uoankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra…tohiny
Amely: (vely), mt. fit.: Entimilaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin'ny hevitra an'ohatra…tohiny
Amena: a.: Teny hebrio izay fahita amin'ny fiafaran'ny vavaka fanaon'ny kristianina, ka ny heviny dia hoe:…tohiny
Amerikanina: (fr. Américain) a: Fitambaran'ny firenena monina any aznin'ny tanin'i A-merika, izay anisan'ny fizaran-tany…tohiny
Amiana: a.: Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza,…tohiny
Amiba: (fr. amibe) a: Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao…tohiny
Amidy: (uidy), mt. at. (arnidio) Omena hovidina: Amidinao ve it? uorona it?? 1 mt. fit.: Entina mividy: Iny…tohiny
Amiramirana: (miramirana), mt at. (amiramirano): Atao tonga miramirana, falifaly.
tohiny
Amongo: (mongo), mt. fit. (amongoa): Entina manamongo, manorotoro: Inona no hamongonao io uato io?
tohiny
Amonjomonjo: (monjomonjo), mt. at. (amonjomonjoy): A-vela himonjomonjo: Aza amonjomonjo ny ankizy,
tohiny
Amontana: a.: Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa,…tohiny
Amontotra: (montotra), mt. fit.: Ilazana izay entina hampandondona zavatra, hampahamontotra, hampahatezitra olona.…tohiny
Amorona: ppk.: Eny amin'ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana.
tohiny
Amosaviana: (mosavy), mt. at. (arnosauio): Asiana mosavy.
tohiny