Litera A
Aloka: a.: Faritra maizina ao ivohon'ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin'ny alok'it?…tohiny
Alôka: (loka), mt. at. (alokao): Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no haldka? tohiny
Aloka: a.: Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin'ny aloky ny te-na tarafin'ny hazavana,…tohiny
Alokely: a.: Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan'ny namany rehetra eo…tohiny
Alomanehaka: a.: Aretin-jaza mahatonga azy hisefosefo la-va, ho mora misanehaka.
tohiny
Alona: a.: Karazan'onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny. - t.i.f.: manalona.…tohiny
Alona: a.ft.: Enti-milaza alahelo noho ny soa azon'ny sasany. - t.i.f.: alonina / mialona, fialona, mpialona…tohiny
Alonilony: (lonilony), mt. at. (alonilonio): Atao izay hahatonga malonilony, sosotsosotra, kitokitoina.
tohiny
Alonina: (alono), mt. ih. (alony): Ananan'ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin'ny namako aho…tohiny
Alonjehitra: (lonjehitra), mt.at. (alonjehero): Atao milonjehitra, aforitra hitanondrika ny loha.
tohiny