Litera A
Alikisa: (ailika isa), p. t.: Be dia be tsy tambo isaina, zavontany: Alikisa ny kintana eny an-danitra.
tohiny
Alimanaka: (fr. almanach) a.: Boky misy ny datin'andro rehetra amin'ny herintaona, fanisana andro.
tohiny
Alimiaina: p.t.: Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin'io fromazy io.
tohiny
Alin-tsara: (Atb), a.: Alina farany amin'ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hfra sy dihy; miari-tory…tohiny
Alina: a.: Fotoana tsy anazavan'ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin'ny ilentehan'ny masoandro ka hatramin'ny…tohiny
Alina: p.i.: Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy ariuo sy telo alma ariary…tohiny
Alinina: (alina), mt. ih. (alino): Tazonina hatramin'ny fahatongavan'ny alma: Loza Ra-koto iny raha hiresaka:…tohiny
Alinjinery: a.: Taloha, teny nandikana ny antsoina ankehitriny hoe injeniera. ~ Mpilanjan'ny andriana, izay na-nana…tohiny
Alinkely: a.: Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan'ny masoandro: Mandoro…tohiny
Alitara: (lat. altare), a.: Drina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin'…tohiny
Aljebra: (fr. algèbre), a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny lalàn'ny isa sy mampiasa ny isa araka izany…tohiny
Alkaola: (fr, alcool), a.: Ranon-javatra mahery azo avy amin'ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra…tohiny
Alo: a. ft.: Manana hevitra irai-sana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona…tohiny