Litera A
Alam-piery: na fangalam-piery a.: Kilalaon'ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka…tohiny
Alamaka: (lamaka), mt. at. (alamaho): Ampandrina midaboka amin'ny tany: Nalamaky ny rivotra ny uary. 1 Ampitovina…tohiny
Alamanitra: a.: Zavamaniry fanalana fofona ny fivalanandrano: atsoboka ao anaty rano mangotraka ny raviny (Hélichrysum…tohiny
Alamba: (lamba), mt. fit. (alambao): Ampiasainahakana valala: Nahoana no nalambanao vaiala ny lambako.
tohiny
Alambana: (lambana), mt. at. (alambano): Aringana: Nalamban'ny dahalo daholo ny kisoa amam-borona tao an-tan ana.…tohiny
Alamina: (lamina), mt. at. (alamino): Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: A-lamino ireto boky ireto.…tohiny
Alamo: (angl. alum) a.: Tenanjavatra avy amin'ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra…tohiny
Alamoka: (lamoka), mt. fit. (alamohy): Entina mandamoka na mahatonga ho tofoka, boboka: Tsy tia mofo intsony…tohiny
Alampatra: (lampatra), mt. at. (alamparo): Atsotra, avalampatra, atao mivalandotra: Nalampatra teo ambony ahimaitso…tohiny
Alanalana: na Halangalana a,: Tsy fombana ny atsy na ny aroa, tsy fifandraisana na amin'ny an-kilany na amin' ny…tohiny
Alanalanina: (alanalana), mt. ih. (alanalano): Atokana irery.
tohiny
Alanana: a.: Anarana karazantsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray.…tohiny
Alanona: (lanona), mt. at. (alanony): Ahorona sy ampirimina: Alandny ireo harona ireo dia andeha isika hiainga.…tohiny
Alanto: (lanto), mt. at. (alantoy): Alamina, alahatra: A-lantoy tsara ireto entako ireto. ? Atao mirindra tsara,…tohiny
Alantsika: (lantsika), mt. at. (alantsiho): Atao miforitra mankany ivoho ka mitondrotra ny eo anoloana: Aza alantsika…tohiny