Litera A
Akotso: a.: Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao…tohiny
Akotsoina: (akotso), mt. ih. (akotsoy): Asiana akotso na sisiny (lamba): Angaha tsy nakotsoina indray ny lambanao?…tohiny
Akotsokotsoka: (kotsokotsoka), mt. at. (akotsokotsohy): Ahetsiketsika.
tohiny
Akovilavila: (kouilauila), mt. at. (akouilavilao): Atao mikovilavila, na mivilambilana tsy mahitsy be ihany.
tohiny
Ala: a.: Fitambarana hazo ma-ro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka. 1 t.i.f.: mianala, mpianala.…tohiny
Ala: a.: Fakana, fanesorana. ? Fiaingana amin'ny toerana iray mba ho any amin'ny toeran-kafa. - t.i.f.: alana,…tohiny
Alà: (la), mt. fit. (alavy)` Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alauy ny heui-diso ny fitanana…tohiny
Aladirina: (aladitra) mi. ih.: Sanatriavina. - F.-p.: Sanatriavin'ny unua, aladirin'ny lela: enti-milaza fandavana…tohiny
Alafatra: (lafatra), rra. at. (alafaro): Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany…tohiny
Alafy: (lafy), dit. at. (alafaso): Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso…tohiny
Alahady: a.: Andro voalohany amin'ny herinandro; tamin' ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro,…tohiny
Alahamady: a.: Anaran'ny volana voalohany amin'ny filaharan'ny volana malagasy merina alohan'ny Adaoro, ka ny toerana…tohiny
Alahasaty: a.: Anaran'ny vola-na fahadimy amin'ny volana malagasy merina, aorian'ny Asorotany ary aiohan'ny A-sombola,…tohiny
Alahatra: (lahatra) mt. at. (aiaharo): Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra…tohiny