Litera A
Akorotsaka: (korotsaka), mt. at. (akorotsaha): Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin'ny lohako. /…tohiny
Akory: p. rat.: Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? - F,-p.: Akory izato izy: mitovy…tohiny
Akosesy: (kosesy), mt. at. (akoseseo): Atao haingana tsy misy fiatoana: Akosesy loatra ny asa eto ka tsy vitako…tohiny
Akosina: (kosina), mt. at. (akoseno): Avala hihosina amin'ny loto, asaina miaraka amin'ny olona tsy mitovy saranga.…tohiny
Akositra: (kositra), mt. fit. (akosiro): Entina manakositra na maka afo, amin'ny fampihodinana hazo kely eo ambonin'ny…tohiny
Akosoka: (kosoka), mt, fit. (akosohy): Entina mikosoka, na manala loto amin'ny fikosehana mafy: Taolan-katsaka…tohiny
Akotifahana: a.: Lamba landy izay vita tenona mihitsy ny sorany.
tohiny
Akotrana: (kotrana), mt. at. (akotrano): Avala hikotrana, hikatroka: Nakotran'ny saka tao an-dakozia tao ny vilany.…tohiny
Akotrefaka: (kotrefaka), mt.at. (akotrefaho): Asaina mandringa, akotringa.
tohiny
Akotretrika: (kotretrika), mt. at. (akotretreho): Avelahitomany lava, hifararemotra, hiketriketrika.
tohiny
Akotrika: (kotrika), mt. at. (akotreho): Asaina kotrehina, ampikotrehina: Atody telopolo no nakotrik'i Lita ka…tohiny
Akotringa: (kotringa), mt, at. (akotringao): Atao mikotringa: Nahoana no akotringa i-t? tongotrao havia?
tohiny
Akotroka: (kotroka), mt. at. (akotrohy): Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio.…tohiny
Akotry: a.: Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany uary izany. ? F.-p.: Eran'akotry,…tohiny