Litera A
Akipily: (kipily), mt. at. (akipilizo): Alefa hirimorimo, atoraka: Nakipiliny teny amiko ilay tehina.
tohiny
Akiramborambo: (kiramborambo), mt. at. (akiramboramboy): Avela hikirazorazo, hitaritarika avy ao aoriana: A-za akiramborambo…tohiny
Akiraro: (kiraro), mt. at. (akiraroy): Enti-milaza ny kiraro atao amin'ny tongotra: Tsy hitako izay hakiraro…tohiny
Akiraviravy: (kiraviravy), mt. at. (akiraviravezo): Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan'ny…tohiny
Akirazorazo: (kirazorazo), mt. at. (akirazorazoy): Ahantona mihevaheva tsy mitehi-tany.
tohiny
Akirindro: (kirindro), mt. at. (akirindroy): Atao matevina, mifanety: Aza akirindro ny fambolinao ireto zanakazo…tohiny
Akiririoka: (kiririoka), mt. fit. (akiririohy): Entina hikiakiavana.
tohiny
Akisa: na Kisa a.: Ady tadiavina amin'ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tsinontsinona: Mila akisa lava…tohiny
Akisa: (t.tr.), p. t.: Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy. ΒΆ M. h.: mahatsikaiky, hatsikana,…tohiny
Akisaka: (kisaka), mt. at. (akisaho): Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa…tohiny
Akitakita: (kitakita), mt. at. (akitakitao): Aforiporitra. ? A-tao ratsy fitondra, levilevena.
tohiny
Akitikitika: (kitikitika), mt. fit. (akitikitiho): Entina manitikitika, manibokibo: Ahitra no nakitikitiny ny zazakely…tohiny
Akitra: (kitra), mt. fit (akitrao) Entina mampiady: Tsy nahita zavatra hakitra ny angely izy ka lasa.
tohiny
Akitroka: (kitroka), mt. at. (akitrohy): Terena hiady tsara: Nakitrony ny nifiny sady navandravandrany ny masony.…tohiny
Akivilivily: (kiuilivily), mt. at. (akivilivilio): Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao…tohiny