Litera A
Akia: Teny kely fiangotiana fampiasan'ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akg ianareo raha amin'ny alahady…tohiny
Akiaka: (kiaka), mt. fit. (akiaho): Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra.
tohiny
Akifakifaka: (kifakifaka), mt. at. (akifakifaho): Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: A-za akifakifaka tahaka izao…tohiny
Akifika: (kifika), mt. at. (akifiho): Alana akipika, atosika fa tsy tiana, ailika, ahifikifika. * Ohab.: Tahom-boanjo…tohiny
Akija: (kija), mt. at. (akijao): Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan'ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra…tohiny
Akiky: (kiky), mt, fit. (akikiso) Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray:…tohiny
Akiliolio: (kiliolio), mt. at. (ahilioliouy): Avezivezy, avoivoy: Nakiliolion'ny namany ny bokin'Isambüo.
tohiny
Akimpy: (kimpy), mt. at. (akimpio): Akombona ny hodimaso mba tsy habita: A-himpio ny masonao uetiuety.
tohiny
Akipaka: (kipaka), mt, at. (akipaho): Alana, esorina: Zanaka tsy uanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony…tohiny
Akipakipaka: (kipaka), mt. at. (akipakipaho): Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny:…tohiny