Litera A
Akatsaka: (katsaka), mt. fit. (akatsaho): Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto…tohiny
Akay: tenim-piontanana enti-milaza fanakorana na fandatsana; sakoa izay!: Akay ity! tsy mety norarana ha voa…tohiny
Akejokejo: (kejokejo), mt. fit. (akejokejoy): Entina manangolingoly, manolikoly: Vola no nakejokejony azy.
tohiny
Akekezina: (akaiky), mt. ih. (akekezo): Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin'ny akanjonao…tohiny
Akemo: (kemo), mt. at. (akemoy): Akainkona: Akemon' ny sokatra ny lohany raha uao hatonina izy.
tohiny
Akenda: (kenda), mt. fit. (akendao): Entina manakenda: Lamba landy, hono, no nakendan'ireo namono azy andRadama…tohiny
Akentsona: (kentsona), mt. at. (akentsony): Atao kentsona: Aza akentsona ny e amin'ny teny hoe mitepo.
tohiny
Akepakepaka: (kepakepaka), mt, at. (akepakepaho): Atao mikepakepaka, na miala amin'ny toerany ka kely foana sisa…tohiny
Akepikepika: (kepikepika), mt. at. (akepikepeho): Asavilivily.
tohiny
Akepoka: (kepoka), mt. fit. (akepohy): Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa…tohiny
Aketa: a.: Anarana ilazana ny lahy amin'ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy. * Ohab.: Matin-drobon'ny…tohiny
Aketraka: (ketraka), mt. at. (aketraho): Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra.
tohiny