Litera A
Agararàna: (gararana), mt. at. (agararàno): Atao migararana. mitsororôka, aidina tsy misy fiatoana.
tohiny
Agararo: (gararo), mt. at. (agararoy): Atao fialana: Ny aretina no nagararony tamin' izy uoampanga ho nangalatra.…tohiny
Ageboka: (geboka), mt. at. (agebohy): Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok'ilay ratsy iny ny oolako. 1 Lanina,…tohiny
Agedragedra: (gedragedra), mt. at.( agedragedrao): Atao migedragedra, migoragora, miborabora.
tohiny
Agehy: (gehy), mt. fit. (agehezo): Entina mangehy, mifehy mafy, manery: Ny tady agehy ny entana no tsy misy.…tohiny
Ageja: (geja), mt, fit. (agejao): Entina mangeja, mandhina, mamia: Mafy izany tananao agejanao ny sandriko…tohiny
Agenagena: (genagena), mt. fit. (agenagenao): Enti-milaza ny tanana izay itondrana (zavatra) amim-pikojakojana…tohiny
Agidrogidro: (gidrogidro), mt. at. (ag id rog id ro y ) : Adridridridry.
tohiny
Agigigigy: (gigigigy), mt. at. (agigigigio): Fatorana mafy tsy afa-mikopoka: Vao azo dia nagigigigy ilay mpangalatra…tohiny
Agoagaga: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fanafody fanalefahana sy fampitoniana ny hirifirin'aretina (Nymphéa lotus).…tohiny