Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Afolavat: (Htl) na Rombantsahona na Sangasanganandevolahy a: Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay…tohiny
Afomanga: a.: Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra…tohiny
Afompotra: (fompotra), mt. at. (afompory): Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny loua nauelandrainy…tohiny
Afon-draingy: a.: Afo azo amin'ny hazo ampifampikasohina. tohiny
Afonafona: a.: Fisafoahan-katezerana, haromotana. - t.i.f.: miafonafona, fiafonafona, mpiafonafona / iafonafonana,…tohiny
Afonanahary: a.: Afonangatra na afondolo betsaka izay hi-ta toa mirefarefa amin'ny tany. tohiny
Afonangatra: na Afondolo a.: Afo voalaza ho avy amin'ny angatra na ny lolo. - F.-p.: Afondolo afonangatra: teny enti-milaza…tohiny
Afondrana: (fondrana), mt. fit. (afondrano): Entina mandoko menamena. tohiny
Afongana: (fongana), mt. at. (afongano): Atao raya tanteraka. tohiny
Afongatra: (fongatra), mt. at. (afongaro): Aseho, avoaka ho hitan'ny olona. tohiny
Afongo: (fongo), mt. at. (afon. goy): Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao…tohiny
Afongofongo: (fongofongo), mt. at. (afongofongoy): Asafoaka. tohiny
Afongotra: (fongotra), mt. at. (afongory): Atao fongotra, aripaka, aringana. tohiny
Afonjafonja: (fonjafonja), mt. fit. (afonjafonjao): Entina mambata, mamonjafonja. tohiny
Afono: (fono), mt. fit. (afonosy): Entina mamono, mandrakotra: Gazety no nafonony ny hena nouidiny. tohiny
Afonoka: (fonoka), mt. at. (afonohy): Asisika anatin'ny... tohiny
Afontina: (fontina), mt. at. (afonteno) : Averina amin'ny toerany teo aloha. tohiny
Afontsy: a: Karazan'akondro vaventy. tohiny
Afora: (fora), mt. fit. (aforao): Entina manapaka, mandidy ny zaza forana. tohiny
Aforano: a.: Tenan-javatra fantatra koa amin'ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0367