Litera A
Avona: Avonavona a: Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton'ny avonavony ny…tohiny
Avondrona: (vondrona) mt. at. (avondrôny): Atambatra mba hikambana ho iray: A-uondrôny daholo ny olonairay tanàna…tohiny
Avongady: (vongady) mt. at. (auongadio): Amidy mitambatra, miaraka: Moa ts.y navongadin'ilay mpivarotra daholo…tohiny
Avongaingy: (vongaingy) mt. at. (avongaingeo): Enti-milaza ny entana na ny zava-mavesatra atao eo an-damosina ka…tohiny
Avongika: (vongika) mt. at. (auongeho): Vesarana entamavesatra: Aza avongikao ahy daholo ireto sobika feno voasary…tohiny
Avongitrika: (vongitrika) mt, at. (avongitriho): Avandravandra mampitahotra toy ny hamono ers' (maso).
tohiny
Avonjy: (vonjy) mt. fit. (avonjeo): Entina mamonjy, manampy: Ariary foira monta no azoko auonjy anao aloha fa…tohiny
Avonkina: (uonkina) mt. at. (avonkeno): Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo,…tohiny
Avontirika: (vontirika) mt. at,: Avandravandra be toa hivoaka ny taola-maso mihitsy (maso).
tohiny
Avorina: (vorina) mf, at. (avoreno): Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy…tohiny