Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avivitra: (vivitra) mt, fit. (auiuito): Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin'ny sofiny. tohiny
Avivitra: p.mt.: Antomotra, antsisiny kely, amorony. tohiny
Avizaviza: (vizaviza) mt. fit. (avizavizao): Entina mamizaviza, maniratsira, manebaka: Teny mata toy izany no nauizauizany…tohiny
Avo: Avoavo p. t.: Ambony toerana: Avo boira ir? boky ir? ka tsy takatra 1 Lava: A-vo iray dia kokoa noho…tohiny
Avoaka: (uoaka) mt. at. (avoahy): Roahina: Avoàhy any io alika io. 1 Asaina hiala ny trano: Nauoaka ny mpiasa…tohiny
Avoanjo: (voanjo) mt. at. (avoanjày): Enti-milaza ireo olona amponenina amin'ny toerana iray hanamainty molaly…tohiny
Avoavoina: (aooavo) mt. ih.: A-sondrotra, ankalazaina, de-raina. tohiny
Avohitra: (vohitra) mt. at. (avohiro): Abontsina. 1 h.o.: Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina…tohiny
Avoivoy: (voivoy) mt. at. (avoivoizo): Avezivezy, averimberina. tohiny
Avokaiky: (ookaiky) mt. at. (avokaikeo): Aforitra ho tonga fohy kely. tohiny
Avokavoka: der. Havokavoka). tohiny
Avoko: a.: Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin'ny vomanga…tohiny
Avokoa: (avy hoa), p. nit,: Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin'ny teny…tohiny
Avokoka: (vokoka) mt. at. (avokbhy): Atao tonga vokoka. tohiny
Avokombilahy: a: Zavamaniry manampina ny fivalanan-dra (Eriosema procumbens), tohiny
Avoky: (voky) mt. fit. (avokiso): Entina mamoky. tohiny
Avolimbolina: (volimbolina) mt at. (avolimboleo): Atao mitambolina. tohiny
Avolo: (volo) mt. fit. (avoldsy): Entina mamolo, manala ny volo amin'ny tena. tohiny
Avoloha: p. t.: Teny enti-rnilaza fahafenoana raha marnatra zavatra ka mitafotafo miavosa be ilay zavatra. tohiny
Avona: a.: Akalam-bay, votoatiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1334