Litera A
Avilana: (vilana) mt. at. (auilano): Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza auilana tahaka izao…tohiny
Avilavila: (vilavila) rat. at. (auilauilào): Aolikolika, aolanolana: Avilavilany er? ny vavany rehefa miteny izy.…tohiny
Avily: (vily) mt. at. (aviüo): A-todika: Auilio miankavanana ny lohan'ny lakana sao dia midona amin'ny uato.…tohiny
Avimbina: (uimbina) mt. fit. (auimbino): Entina mivimbina, mitondra amin'ny tanana. 1 Entina mitahy.
tohiny
Avina: ft.: Enti-milaza filana hevitra, fizahana vaovao. i t.i.f.: Avenina, voavina f manavina, fanavina, mpanavina…tohiny
Avingivingy: (vingiuingy) mt. Avo fit. (avingiuingio): Entina mamingivingy; entina maniratsira.
tohiny