Litera A
Afingana: (fingana), mt. fit. (afingano): Entina mamingana: Ny tongony hauanana no nafingany an'ilay kely.
tohiny
Afira: (fira), mt. fit. (afirao): Entina mamira, mikapa, mijinja: Ny antsy no afira ny vary rehefa m?inja tohiny
Afitra: (titra), (afiro): mt, fit.: Entina mamitra, mamafa: .1-t? taratasy it? afitra ny zaza. mt. at.: Akosoka,…tohiny
Afitra: a.: Fiatoana, fijanonana 1 t.i.f.: aferina, voafitra / miafitra, fiafitra, mpiafitra ) iaferana, fiaferana…tohiny
Afitsaka: (fitsaka), mt. at. (afitsaho): Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan'ny hanorenana ny trano. 1 Afenina,…tohiny
Afitsoka: (fitsoka) mt. fit. (afitsohy): Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy. F• mt.…tohiny
Afo: a.: Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina,…tohiny
Afobe: a.: (Fie. krist.) Toerana tsy ahitan'ny ratsy fanahy an'Andriamanitra mandrakizay amin'ny fiainana any…tohiny
Afody: (fody), mt. at. (afodio) Enti-milaza entana novidina ka tsy raikitra indray fa averina amin'ny nivarotra…tohiny
Afofandiovana: a. (Fie. krist.): Toerana anefan'ireo nihavana tamin'Andriamanitra talohan'ny nahafatesany ny sazim-pahotana…tohiny
Afofoka: (fofoka), mt. at. (afofohy): Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra. 1 Amidy daholo,…tohiny
Afoina: (foina), mt. fit. (afoino): Entina mamoina na manery mba tsy ho afa-mihetsika ny vato amin'ny fanorona…tohiny
Afokafoka: a.: Firehetan-katezerana. - t.i.f.: miafokafoka, fiafokafoka, mpiafokafoka / fafokafohana, fiafokafohana.…tohiny