Litera A
Atsoriaka: (tsoriaka) mt. at. (atsoriàho): Alefa handeha faingana: Atsoriàho hojerena it? fiarakodia kely kilalaonao…tohiny
Atsorofoka: (tsorofoka) mt. at. (atsorofohy): Asisika, atosika avy hatrany.
tohiny
Atsororoka: (tsororoka) mt at. (atsororohy): Alefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany.
tohiny
Atsotaka: (tsotaka) mt. at. (atsotaho): Aiditra ao anaty zavatra ka misy feo heno amin'izany.
tohiny
Atsotsotsotso: (tsotsotsotso) mt. at. (atsotsotsotsiiy): A-tao mitsotsotsotso, mamoaka feo toy ny an'ny vy mena mivaivay…tohiny
Atsovaka: (tsovaka) mt, fit. (atsovàho): Entina manatsovaka, mandoro amin'ny rano mangotraka.
tohiny
Atsy: p• mt.: Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa…tohiny
Aty: a.: Ny lehibe indrindra amin'ny glandy ao amin'ny tenan'ny olombelona, ao aamin'ny kibo, amin'ny hava-nana,…tohiny
Aty: a: Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin'ity trano it? na dia maloto…tohiny
Aty': p. mt.: Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin'ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka…tohiny
Ava: ft: Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin'ny voly. i t,tf.: Avana, voava 1 miava, fiava,…tohiny
Avadiditra: (vadiditra) mt. fit. (avadidira) : Entina mamaditra, mandadina.
tohiny
Avadika: (vadika) mt. at. (avadiho): Atao miamboho: A-vadiho ny lalimoara. 1 Atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny…tohiny