Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atsingina: (tsingina) mt. fit. (atsingino): Entina maningina, mandraikitra vifotsy amin'ny firaka. tohiny
Atsingoana: (tsingoana) mt, at. (atsingoany): Azera ka ny 10-hany no atao ambany: Natsingoanan'ny alika ny vilany.…tohiny
Atsingoloka: (tsingoloka) mt. at. (atsingolàhy): Atsimbadika ka ny loha no atao ambany, atotongana: Aza atsingoloka…tohiny
Atsinjaka: (tsinjaka) rat. at. (atsinjàho): Asaina mitsinjaka, mihinjakinjaka. tohiny
Atsinjara: (tsinjara) mt. at. (atsinjarao): Atao mitsitokotoko; tsy amidy ambongadiny: Atsinjarao ireo voanjo ireo.…tohiny
Atsinjo: (tsinjo) mt. fit. (atsinjbvy): Entina mitsinjo. tohiny
Atsinkafona: (tsinkafona) mt. at. (atsinkafôny): Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry…tohiny
Atsinkasina: (tsinkasina) mt. at. (atsinkasino): Atsimbadimbadika, akodiadia. tohiny
Atsinomina: (atsimo) mt. ih. (atsinomy): Atao mianatsimo, atodika any atsimo: A-tsinomy it? latabatro tohiny
Atsintsindrana: (tsintsindrana) mt. at. (atsintsindràno): A-saina mihoatra na manivaka amin'ny namany. tohiny
Atsipalotra: (tsipalotra) mt, at. (atsipalàry): (maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy…tohiny
Atsipelika: (tsipelika) mt. at.: Apelipelika, asavilivily. tohiny
Atsipeloka: (tsipeloka) mt. fit.: (teny an-tsafelfka) Enti-mamely ny sasany. tohiny
Atsipilivaka: a,: Lalaon'ny ankizy izay hiadiana ny hahatafidirana zavatra (kanety na vato) ao anaty lavaka. tohiny
Atsipindy: (tsipindy) mt. fit,: Entina manisy tsipindy, tohiny
Atsipy: (tsipy) mt. at. (atsipazo): Atoraka, alefa: Atsipazo iny baolina iny hotantazako. * Ohab.- Atsipy ny…tohiny
Atsirakaraka: na Atsirakorako (tsirakaraka, tsirakorako) mt. at. (atsirakarakao, atsirakorakoy): Atao misafotofoto,…tohiny
Atsirara: (tsirara) mt. at (atsirarào): Alavo mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka. tohiny
Atsiredareda: (tsiredareda) mt. at. (atsiredaredào): Atao antsirambina: Aza atsiredareda re ny asanao e! tohiny
Atsiririka: (tsiririka) mt. at. (atsiririho): Avala hitsiririka, afantsitsitra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0189