Litera A
Atsatoka: (tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,:…tohiny
Atsatsaingona: (tsatsaingona) mt, at. (atsatsaingàny): Entimilaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona.
tohiny
Atsatsiaka: (tsatsiaka) mt. at. (atsatsiàho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany.
tohiny
Atsehatseha: (tsehatseha) mt. at, (atsehatsehao): Asaina mandeha na ampandehanina moramora aoka izany.
tohiny
Atsehontsehona: (tsehontsehona) mt, at, (atsehontsehony): Avala hiketsoketso, hitsaontsaom-bava.
tohiny
Atselika: (tselika) mt. fit. (atseleho): Enti-manao na end-malta amim-pahamailahana, amim-pahaldngàna.
tohiny
Atsena: (tsena) mt, fit. (atsenao): Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin'ny tena: Ny kihoko…tohiny
Atsentsina: (tsentsina) mt. fit. (atsentsèno): Entina manentsina,
tohiny
Atsentsitra: (tsentsitra) mt. fit. (atsentsèfo): Entina mitsentsitra, mitrbka.
tohiny
Atsetaka: (tsetaka) mt. at. (atsetaho): Enti-milaza zavatra apetaka mifanerana tsara; atsatoka: Atsetaho tsara…tohiny
Atsetra: ,Atsetsetra (tsetra) mt. fit. (atsero, atsetsero): Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangomka:…tohiny
Atsetsatsetsa: (tsetsatsetsa) mt, at. (atsetsatsetsào): Atao mitsetsatsetsa, mirefodrefotra sy mipitripitrika.
tohiny